|
|
|
||||||||
|
|
Matsiro | ||||||||
|
Taovan-kena sy henan-kisoa Taovan-kena Marihina
fa : ......
ho hitanao ny tsirony !!!!!! Diso fantatrao laotra fa "NY PAPAY" : - Sahala ny voakanzo
rehetra dia be otrik'aina, be nofony |
|||||||||
|
|
Taram-phazavana | ||||||||
| Ary na inona na inona angatahinareo amin'ny anarako dia ataoko izany mba hankalazana ny raya o amin'ny zanaka - Raha mangata zavatra amiko amin'ny anarako ianarareo dia ataoko izany - Jaona 14 : 13- | |||||||||
|
Mahaliana
|
|||||||||
![]() |
21
Marsa - TAOM-BAOVAON'NY MALAGASY
Ny faha 21 marsa
ho avy izao no hankalazana ny taom-baovaon'ny Malagasy. Io no tena andro
voalohany @ volana voalohany malagasy. Tsy notondrotondroina faona anefa
io fa hita @ Astronomia sy Siantifika. Hafa kely ity tsinana 2004 ity
satria hiara hiditra ao @ Antokom-bintana Alamahady (eo @ 0°) ny
volana sy masoandro ny 21 mars @ 1 ora maraina sy 42 minitra. Tsy fahita
firy izany toen-javatra izany satria matetika isan-taona dia efa tafiditra
mialoha ao @ Alamahady ny masoandro voa miditra ny volana ka ny tsinana
alamahady ankalazaina dia ny fidiran'ny volana ao @ Alamahady. |
||||||||
| Eritreritra | |||||||||
|
:-)
|
Toy ny lamba : raha tezitra isikinana, raha mandry irakofana, raha mandeha itafiana | ||||||||
| Ohabolana | |||||||||
| Tolo-kena maty jiro ka ny vantana sisa no andrasana | |||||||||
| Inona hono hoe ? | |||||||||
![]() |
- Misy olona na manaoka fotsiny na mihomehy mafy lastra dia tsy mety mikatona intsony ny vavany. Izao no atao raha sendra tratra izany trangan-javatra izany. Apetaho eo @ vavan'ilay olona ny ankihiben-tànana roa, ny iray eo ankavy, ny iray eo ankavananana - tsindrio hidina ambany play vava - rehefa izany dia atoseho ho any aoriana fa hiverina @ loaniny play vava nisokatra teo. Tandremo ihany fa soa ahhitan-doza ny manaoka be ireny | ||||||||
| Ny any aminay sy ny fomba fahiny | |||||||||
![]() |
Ny
andro "TALATA" |
||||||||
| Indray mielatra i "Dago" | |||||||||
|
|
- Dia inona indray ary ny vaovaon'i Dago @ izao Taona vaovao izo indray ? - Tsy azo hatao intsony ny manao dokam-barotra momba ny sigara sy ny taoka fa ny divay sy labiera dia tsy voakasika @ izany akory - Manomboka ny 1 volana
Aprily ho avy izao dia tsy maintsy manao lobaka sy kravato ny - Misondrotra efa ho isan'andro ny vidiny entana eto an-drenivohitra, ary ny karama kosa ? - Mitsipaka tanteraka ny fampiasana fombana fananahana sy ny kapaoty ny kardinaly Gaëtan Razafindratandra ary milaza izy fa io ary no maha betsaka ny olona voany tsimoka aretina @ firaisana indrindra fa ny sida - t@ ity taona ity dia nisesisey be ihany ny rivon-doza nandalo teto Madagasikara ary tena nisy mahery vaika tokoa t@ izany anisan'izany "Elita" sy "Gafilo" |
||||||||
| Vanitika | |||||||||
|
|
- Tena mba tsara leisy
izany sipa izany |
||||||||
| -
Lita a, mandehana ianao mividy an'ilay fanosorana @ trano ka izay ambany
indrindra ho entina, ary aza ela ianao an ! - Eny Tompoko - Hay tonga sady kosa i Lita, izay ange no mahafinaritra @nao tsy mba variana any, aiza hoe ny 'ticket" jereko, ary toa tena lafo be ity vidiny, 2 Alina Ariary, anefa izaho efa niteny fa izay mba mora indrindra. 1.500 Ariary ange r'y Lita ilay fividintsika - Ka i Madama ihany ange no niteny hoe izay ambany indrindra, dia nalaiko ny teo ambany dia lasa aingana ao fa soa tara eo - Fa i Lita ity ve dondrona mihitsy, ny tiako ho tenenina @ izany dia izay mora indrindra no vidiana sahala @ ilay fidiantsika ireny - Tsy aiko intsony e ! Izy ihany no miteny hoe izay ambany indrindra sssssss . tsy maintsy ialahay faona no diso r'i Lita a. |
|||||||||
| Kalokalo takariva |
Ritsoka
|
||||||||
|
|
OMEKO
ANAO NY AIKO
Raha azoko atao Omeko anao ny aiko Raha azoko atao |
HO AVY Ny
tena olon-tiana Ilay
mikatsaka ho anao, (FELANA) |
|||||||
| Raitra ny anarana malagasy | |||||||||
![]() |
Lahy
: Vanona - Vahatra - Vonjy Vavy : Voahanginirina - Verohanitra - Voahirana - Vaosolo - Vololoniaina - Volatiana - Vonitsoa Lahy/vavy : Velonjara - Valisoa - Vony |
||||||||
| Fisavasavana | |||||||||
|
|
IZAY
MARARY ANDRIANINA :
Anisan'ny voalohany inatefan'izany teny izany isika mpiasan'ny fahasalamana.
Tsy ny fitsaboana ny marary ho sitrana fotsiny mantsy no fonosin'izany tenim-pahendrena
izany, fa ao indrindra koa ny fifandraisan'ny mpitsabo @ marary. Ary samy
mahazo ny tandrifin'ny @ izany teny izany na ny mpitsabo na ny marary. Ho antsika mpiakarakara dia ilaina ny firaisam-po sy fanakekezana any marary bebe kokoa ankoatry ny fitsaboana. Ho sambatra sy manan-jara tokoa anie ny marary manana antsika mpitsabo ho tokiny |
||||||||
| Inona ary izany ??? | |||||||||
|
?
|
MATY
VOA MIREHONDREHONA : Lambamena ---- Tsy atoraka, tsy asavilivily, nefa tafita hady : (valiny @ manaraka) |
||||||||
| Alamino ny teny miparitaka ka akambano tsara dia ahazoana ohabolana | |||||||||
|
|
AINA TADIO ERAN' KA NY MANO TSAKA KAN- KA HANA VOLON- TSY NY MISA : (valiny @ manaraka) |
||||||||